Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 120-134

“Avy Amin’i Jehovah no Ahazoako Fanampiana”

“Avy Amin’i Jehovah no Ahazoako Fanampiana”

Hira Fiakarana no ahalalana ny Salamo 120 ka hatramin’ny 134. Maro no mino fa nanao an’ireo hira ireo ny Israelita rehefa niakatra ho any Jerosalema mba hanatrika ny fety fanao isan-taona. Tany an-tendrombohitr’i Joda mantsy no nisy an’i Jerosalema.

Ireto ny sarin-teny ilazana ny fiarovan’i Jehovah:

121:3-8

  • Mpiandry ondry mifoha tsara

  • Alokaloka amin’ny masoandro

  • Miaramila tsy mivadika