Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

29 Oktobra–4 Novambra

JAONA 18-19

29 Oktobra–4 Novambra
  • Hira 54 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Nanambara ny Marina i Jesosy”: (10 min.)

    • Jn 18:36: Ny Fanjakan’ny Mesia no foto-kevitra lehibe indrindra amin’ny fahamarinana

    • Jn 18:37: Nampahafantatra ny fikasan’Andriamanitra i Jesosy sady nanatanteraka an’izany (“hanambara ny”, “ny marina” fanazavana Jn 18:37, nwtsty)

    • Jn 18:38a: Nanesoeso i Pilato satria tsy nino izy hoe misy ny fahamarinana (“Inona ny marina?” fanazavana Jn 18:38a, nwtsty)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jn 19:30: Nahoana i Jesosy no niteny hoe “vita”, talohan’ny nialany aina? (w10 15/8 11 § 15)

    • Jn 19:31: Inona no porofo fa tamin’ny 14 Nisana taona 33 i Jesosy no maty? (“Sabata lehibe io” fanazavana Jn 19:31, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jn 18:1-14

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ny tranonkala jw.org avy eo.

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao sy izay fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 14 § 6-7

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA