Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Oktobra 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | DANIELA 10-12

Fantatr’i Jehovah ny Hoavin’ireo Mpanjaka

Fantatr’i Jehovah ny Hoavin’ireo Mpanjaka

11:2

Hisy mpanjaka efatra hitsangana any Persa. ‘Hoentanin’ilay’ fahefatra “ny rehetra mba hanafika ny fanjakan’i Gresy.”

  1. Kyrosy Lehibe

  2. Cambyse II

  3. Dariosy I

  4. Ksersesy I (mety ho i Ahasoerosy Mpanjaka, vadin’i Estera)

11:3

Hisy mpanjaka mahery hitsangana ao Gresy, ka hanjaka amin’ny faritra midadasika.

  • Aleksandra Lehibe

11:4

Hifampizaran’ireo jeneraly efatr’i Aleksandra ny Fanjakana Grika.

  1. Cassandre

  2. Lysimaque

  3. Séleucus I

  4. Ptolémée I