Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Oktobra 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JOELA 1-3

“Ny Zanakalahinareo sy ny Zanakavavinareo Haminany”

“Ny Zanakalahinareo sy ny Zanakavavinareo Haminany”

2:28, 29

Anisan’ireo maminany ny Kristianina voahosotra. Manambara ny “asa lehibe nataon’Andriamanitra” izy ireo, ary mitory ny “vaovao tsaran’ilay fanjakana.” (As 2:11, 17-21; Mt 24:14) Manohana azy ireo ny ondry hafa

2:32

Inona no dikan’ny hoe “miantso ny anaran’i Jehovah”?

  • Mahalala an’ilay anarana

  • Manaja azy io

  • Mitoky sy miantehitra amin’ilay mitondra an’ilay anarana

Eritrereto izao: ‘Inona no azoko atao mba hanohanana ny voahosotra, izay maminany amin’izao andro izao?’