Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

30 Oktobra–5 Novambra

JOELA 1-3

30 Oktobra–5 Novambra
  • Hira 77 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ny Zanakalahinareo sy ny Zanakavavinareo Haminany”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Joela.]

    • Jl 2:28, 29: Ny Kristianina voahosotra no mpitondra tenin’i Jehovah (w02 1/8 15 § 4-5; jd 167 § 4)

    • Jl 2:30-32: Izay miantso ny anaran’i Jehovah ihany no ho voavonjy amin’ny andron’i Jehovah (w07 1/10 13 § 2)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jl 2:12, 13: Ahoana izany hoe tena mibebaka izany, raha jerena ireo andininy ireo? (w07 1/10 13 § 5)

    • Jl 3:14: Inona ilay hoe “lemaka ivan’ny didim-pitsarana” na “lohasaha fitsarana”? (w07 1/10 13 § 3)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jl 2:28–3:8

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ny karatra JW.ORG

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Efa nomena karatra JW.ORG ilay olona tamin’ny fitoriana. Amin’ny farany dia resaho fotsiny hoe handefa video iray avy ao amin’ny jw.org ianao

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 196-197 § 3-5

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA