Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | HOSEA 8-14

Omeo ny Tsara Indrindra i Jehovah

Omeo ny Tsara Indrindra i Jehovah

14:2, 4, 9

Faly i Jehovah rehefa manome ny tsara indrindra ho azy ianao. Mahasoa anao koa izany

NY FIFANDRAISANAO AMIN’I JEHOVAH

  1. Manome sorona fiderana ho an’i Jehovah ianao

  2. Mamela ny helokao i Jehovah, mankasitraka anao, ary mandray anao ho namany

  3. Mahazo fitahiana ianao satria mankatò ny didin’i Jehovah, ary vao mainka ianao te hidera azy

Inona avy no azoko atao mba hahafahako manome ny tsara indrindra ho an’i Jehovah?