Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Oktobra 2017

2-​8 Oktobra

DANIELA 7-9

2-​8 Oktobra
  • Hira 95 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Naminany i Daniela fa ho Avy ny Mesia”: (10 min.)

    • Da 9:24: Afaka ny ho voavela heloka isika noho ny soron’ny Mesia (it “Fitopolo Herinandro”: “Nofaranana ny fandikan-dalàna sy ny ota”)

    • Da 9:25: Tonga ny Mesia rehefa nifarana ireo 69 herinandron-taona (it “Fitopolo Herinandro”: “Tonga ny Mesia rehefa afaka ‘sivy amby enimpolo herinandro’”, § 1)

    • Da 9:26, 27a: Novonoina ny Mesia rehefa nisasaka ny herinandron-taona faha-70 (it “Fitopolo Herinandro”: ‘“Novonoina” rehefa nisasaka ny herinandro’; ‘“Natsahatra” ny sorona sy ny fanatitra’, § 2)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Da 9:24: Oviana ny “Masina Indrindra” no nohosorana? (w01 15/5 27)

    • Da 9:27: Inona ilay fifanekena mbola nanan-kery hatramin’ny faran’ny herinandron-taona faha-70, izany hoe tamin’ny taona 36? (w07 1/9 20 § 4)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Da 7:1-10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy “fomba fitory modely”, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory mba hitsidika haingana an’ireo liana.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA