Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | HOSEA 1-7

Tia Maneho Fitiavana Tsy Miovaova toa An’i Jehovah ve Ianao?

Tia Maneho Fitiavana Tsy Miovaova toa An’i Jehovah ve Ianao?

Mahafoy tena sy mifikitra mafy ary manaraka toro lalana foana ny olona iray manana fitiavana tsy miovaova. Nila nanana fitiavana tsy miovaova sy nahay namela heloka ny Israelita. Nampiasain’i Jehovah hanampiana azy ireo àry ny tantaran’i Hosea sy Gomera vadiny, ilay nanitsakitsaka azy.—Ho 1:2; 2:7; 3:1-5.

Inona no nanaporofo hoe niovaova ny fitiavan’i Gomera?

Inona no nanaporofo fa niovaova ny fitiavan’ny Israelita?

Ahoana no nampisehoan’i Hosea hoe tsy niovaova ny fitiavany?

Ahoana no nampisehoan’i Jehovah fa tsy niovaova ny fitiavany?

SAINTSAINO IZAO: Ahoana no hampisehoako hoe tsy miovaova ny fitiavako an’i Jehovah?