Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Novambra 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | AMOSA 1-9

“Mitadiava An’i Jehovah, dia ho Velona Ianareo”

“Mitadiava An’i Jehovah, dia ho Velona Ianareo”

5:6, 14, 15

Inona no dikan’ny hoe mitady an’i Jehovah?

  • Midika izany hoe mianatra foana momba an’i Jehovah sady mampihatra ny fitsipiny

Nanao ahoana ny Israelita rehefa tsy nitady an’i Jehovah?

  • Tsy ‘nankahala ny ratsy’ intsony izy ireo, sady tsy ‘tia ny tsara’

  • Nanao izay tiany fotsiny izy ireo

  • Tsy niraharaha ny tari-dalan’i Jehovah izy ireo

Inona no nomen’i Jehovah mba hanampiana antsika hitady azy?