Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Novambra 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | NAHOMA 1–HABAKOKA 3

Miambena Foana, ary Mazotoa Manompo

Miambena Foana, ary Mazotoa Manompo

Ha 1:5, 6

Hoatran’ny sarotra ninoana hoe nadiva horavan’ny Babylonianina i Joda. I Ejipta mantsy no nifehy azy, ary mbola natanjaka noho ny Kaldeanina ny Ejipsianina. Maro koa ny Jiosy tsy nino mihitsy hoe havelan’i Jehovah ho rava i Jerosalema sy ny tempoliny. Ho tanteraka anefa ilay faminaniana ary nila niandry an’izany foana i Habakoka. Nila niambina foana sy nazoto nanompo izy.

Nahoana aho no resy lahatra hoe efa tena akaiky ny faran’ity tontolo ity?

Inona no hanampy ahy hiambina foana sy hazoto hanompo?