Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

27 Novambra–3 Desambra

NAHOMA 1–HABAKOKA 3

27 Novambra–3 Desambra
  • Hira 129 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Miambena Foana, ary Mazotoa Manompo”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Na 1:8; 2:6: Ahoana no naharava an’i Ninive? (w07 15/11 9 § 2)

    • Ha 3:17-19: Mety hiatrika zava-tsarotra isika alohan’ny Hara-magedona sy mandritra izany. Inona anefa no toky ananantsika? (w07 15/11 10 § 10)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ha 2:15–3:6

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) hf: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) hf: Miverina mitsidika olona efa nomena an’ilay bokikely tamin’ny fitoriana.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w16.03 23-25: Foto-kevitra: Inona no Azonao Atao mba Hanampiana ny Fiangonanao?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA