Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Novambra 2017

20-​26 Novambra

MIKA 1-7

20-​26 Novambra
  • Hira 31 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Inona no Takin’i Jehovah Amintsika?”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Mika.]

    • Mi 6:6, 7: Tsy hisy dikany amin’i Jehovah ny fanatitra ataontsika, raha tsy mifandray tsara amin’ny hafa isika (w08 15/5 6 § 20)

    • Mi 6:8: Tsy mitaky zavatra tsy ho vitantsika i Jehovah (w12 1/11 22 § 4-7)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mi 2:12: Ahoana no nahatanterahan’io faminaniana io? (w07 1/11 15 § 6)

    • Mi 7:7: Nahoana isika no tokony ho “vonona hiandry” an’i Jehovah? (w03 15/8 24 § 20)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mi 4:1-10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Sl 83:18: Ampianaro ny Tena Marina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Ek 3:14: Ampianaro ny Tena Marina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 123-124 § 20-21.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA