Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA NOVAMBRA 2016

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | TONONKIRAN’I SOLOMONA 1-8

Modely ho Antsika Ilay Tovovavy Solemita

Modely ho Antsika Ilay Tovovavy Solemita

Nahoana izy no modely ho an’ny mpanompon’i Jehovah?

2:7; 4:12

  • Hendry izy ka niandry an’ilay tena tiany

  • Tsy nanaiky hoteren’ny hafa hitia an’izay olona sendra azy fotsiny izy

  • Nanetry tena izy sady nadio fitondran-tena

  • Tsy nivadika tamin’ilay olon-tiany izy, na dia notambazana volamena sy nodokadokafana aza

Eritrereto hoe:

‘Iza amin’ireo toetra tsaran’ilay tovovavy solemita no tiako hotahafina bebe kokoa?’