Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA NOVAMBRA 2016

28 Novambra–4 Desambra

TONONKIRAN’I SOLOMONA 1-8

28 Novambra–4 Desambra
  • Hira 106 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) bh: Ampiasao ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? rehefa hanolotra an’ilay boky. (Fanamarihana: Aza alefa mandritra an’ilay anjara ilay video.)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) bh: Asao hivory ilay olona.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 29-31 § 8-9

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA