Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA DESAMBRA 2016

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ISAIA 17-23

Hesorina Amin’ny Andraikiny Izay Manampatra Fahefana

Hesorina Amin’ny Andraikiny Izay Manampatra Fahefana

“Mpiandraikitra ny trano” i Sebna. Mety ho ny tranon’i Hezekia Mpanjaka izany. Manam-pahefana nanarakaraka ny mpanjaka i Sebna, ka nantenaina hamita tsara ny andraikiny.

22:15, 16

  • Tokony ho nokarakarain’i Sebna izay nilain’ny vahoakan’i Jehovah

  • Tia tena anefa izy ka nitady voninahitra ho an’ny tenany

22:20-22

  • Nosoloan’i Jehovah an’i Eliakima i Sebna

  • Nomena an’i Eliakima “ny lakilen’ny ankohonan’i Davida.” Manondro hery sy fahefana ilay lakile

Diniho izao: Ahoana no tokony ho nampiasan’i Sebna ny fahefany mba hanampiana ny hafa?