Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

6-12 Mey

2 KORINTIANINA 4-6

6-12 Mey
  • Hira 128 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • ‘Tsy Kivy’ Isika”: (10 min.)

    • 2Ko 4:16: Manavao antsika “isan’andro” i Jehovah (w04 15/8 25 § 16-17)

    • 2Ko 4:17: “Mihelina sy maivana” ny fahoriantsika (it “Fiaretana”: “Inona no manampy antsika hiaritra?” § 2)

    • 2Ko 4:18: Tokony hifantoka amin’ny zavatra hataon’ilay Fanjakana isika

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 2Ko 4:7: Inona ilay ‘harena ao anaty vilany tany’ resahina eo? (w12 1/2 28 § 6-7)

    • 2Ko 6:13: Ahoana no hampiharantsika an’ilay torohevitra hoe ‘halalaho ny fonareo’? (w09 15/11 21 § 7)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 2Ko 4:1-15 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Aza Asiana Diso ny Vakiteninao, ary iaraho midinika ny lesona 5 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w04 1/7 30-31: Foto-kevitra: Azon’ny Kristianina Vita Batisa Atao ve ny Miaraka Amin’ny Mpitory Iray Tsy Vita Batisa sy Mieritreritra ny Hanambady Azy? (th lesona 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 143

  • Manao Izay Fara Heriko Aho: (8 min.) Alefaso ilay video. Valio ireto avy eo: Ahoana no ahitana hoe nanao izay fara heriny ho an’i Jehovah ny Rahalahy Foster, tamin’izy mbola tanora sy natanjaka? Inona no nampiova ny fiainany? Inona no mampiseho fa mbola manao izay fara heriny ho an’i Jehovah izy izao? Inona no ianaranao avy amin’ny tantarany?

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (7 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 65

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 65 sy Vavaka