Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GALATIANINA 1-3

“Nanohitra Azy Imasoimaso Aho”

“Nanohitra Azy Imasoimaso Aho”

2:11-14

Hazavao hoe nahoana io tantara io no mampianatra antsika fa:

  • Tokony ho be herim-po isika.—w18.03 32 § 16

  • Fandrika ny tahotra olona.—it “Paoly”: “Niadian-kevitra ny famorana” § 2

  • Tsy lavorary ny vahoakan’i Jehovah, anisan’izany ireo manana andraikitra.—w10 15/6 17 § 12

  • Tokony hiezaka foana isika mba tsy hanavakavaka.—w18.08 9 § 5