Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Afaka Mikarakara ny Efitrano Fanjakana Daholo Isika

Afaka Mikarakara ny Efitrano Fanjakana Daholo Isika

Tsy trano tsotra fotsiny ny Efitrano Fanjakana, fa toeram-pivavahana notokanana ho an’i Jehovah. Inona no azontsika tsirairay atao mba hikarakarana ny Efitrano Fanjakana?

JEREO ILAY VIDEO HOE KARAKARAO TSARA NY TOERAM-PIVAVAHANTSIKA, ARY VALIO IRETO:

  1. Inona no ilana ny Efitrano Fanjakana?

  2. Nahoana isika no tokony hanadio sy hikojakoja tsara foana ny Efitrano Fanjakana?

  3. Inona ny soa noraisinao tamin’ianao nandray anjara tamin’ny fikojakojana Efitrano Fanjakana?

  4. Nahoana no zava-dehibe ny aro loza? Inona ny zavatra sasany azo atao mba hiarovana amin’ny loza, araka ilay video?

  5. Inona no toe-tsaina tokony hananantsika, raha tiantsika hanome voninahitra an’i Jehovah ny fanomezana ataontsika?

INONA NO AZOKO ATAO?