Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

20-26 Mey

2 KORINTIANINA 11-13

20-26 Mey
  • Hira 3 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Nanana ‘Tsilo tao Amin’ny Nofo’ i Paoly”: (10 min.)

    • 2Ko 12:7: Nanana olana tsy nety voavaha i Paoly. Hoatran’ny tsilo nanorisory azy ilay izy (w08 15/6 3 § 3)

    • 2Ko 12:8, 9: Niangavy an’i Jehovah izy mba hanala an’ilay tsilo. Tsy nesorin’i Jehovah anefa ilay izy (w06 15/12 24 § 17-18)

    • 2Ko 12:10: Vitan’i Paoly ny asa nanendrena azy. Niantehitra tamin’i Jehovah mantsy izy ka nomeny fanahy masina (w18.01 9 § 8-9)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 2Ko 12:2-4: Inona no mety ho dikan’ilay hoe “lanitra fahatelo” sy ilay hoe “paradisa” resahina eo? (w18.12 8 § 10-12)

    • 2Ko 13:12: Inona no dikan’ilay hoe “oroka masina”? (it “Oroka, Manoroka”: “Oroka masina”)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 2Ko 11:1-15 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA