Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

13-19 Mey

2 KORINTIANINA 7-10

13-19 Mey
  • Hira 109 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Anisan’ny Fanompoana ny Fanampiana Tra-boina”: (10 min.)

    • 2Ko 8:1-3: Nanome “mihoatra noho izay zakany” ireo Kristianina tany Makedonia, mba hanampiana an’ireo rahalahy tany Jodia (w98 1/11 25 § 1; kr 209 § 1)

    • 2Ko 8:4: Anisan’ny “fanompoana” ny manampy an’ireo mpiara-manompo tra-boina (kr 209-210 § 4-6)

    • 2Ko 9:7: “Ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra” (kr 196 § 10)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 2Ko 9:15: Inona ilay ‘fanomezana maimaim-poana tsy hay lazaina’ avy amin’Andriamanitra? (w16.01 12 § 2)

    • 2Ko 10:17: Inona no dikan’ilay hoe ‘i Jehovah no reharehantsika’? (g99 8/7 18 § 5)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 2Ko 7:1-12 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 2)

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 4)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA