Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Fanontaniana: Afaka mahafantatra ny hoavy ve isika?

Andinin-teny: Is 46:10

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no hataon’Andriamanitra ho an’ny tany sy ny olombelona?

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Inona no hataon’Andriamanitra ho an’ny tany sy ny olombelona?

Andinin-teny: Sl 37:29

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no tokony hataontsika raha te hiaina mandrakizay isika?

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Inona no tokony hataontsika raha te hiaina mandrakizay isika?

Andinin-teny: Sl 37:34

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no fomba fiaina tian’Andriamanitra harahintsika?