Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

7-13 Mey

MARKA 7-8

7-13 Mey
  • Hira 13 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ento ny Hazo Fijalianao ary Manaraha Ahy Mandrakariva”: (10 min.)

    • Mr 8:34: Tsy maintsy mandà ny tenantsika isika raha te hanaraka an’i Kristy (“aoka izy handa ny tenany” fanazavana Mr 8:34, nwtsty *; w92 1/8 17 § 14)

    • Mr 8:35-37: Nametraka fanontaniana roa mampisaintsaina i Jesosy, mba hanampiana antsika hifantoka amin’izay zava-dehibe indrindra (w08 15/10 25-26 § 3-4)

    • Mr 8:38: Mila manana herim-po isika raha te hanaraka an’i Kristy (jy 143 § 3)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mr 7:5-8: Nahoana ny Fariseo no sarotiny be tamin’ilay hoe manasa tanana? (w16.08 30 § 1-4)

    • Mr 7:32-35: Niahy an’io lehilahy marenina io i Jesosy. Ahoana no azontsika anahafana azy? (w00 15/2 17-18 § 9-11)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mr 7:1-15

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhs 165-166 § 6-7

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

^ feh. 7 Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).