Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hanampy Anao ho Sahy Hitory i Jehovah

Hanampy Anao ho Sahy Hitory i Jehovah

Mpianatra ve ianao? Sarotra aminao ve ny mitory rehefa any am-pianarana, sy ny milaza hoe Vavolombelon’i Jehovah ianao? Raha izany no izy, inona no hanampy anao ‘hisikina herim-po’ ka hiresaka momba an’i Jehovah? (1Te 2:2) Nahoana ianao no tokony hanao an’izany? Jereo ilay video hoe Hanampy Anao ho Sahy Hitory i Jehovah, ary valio ireto:

  1. Inona ny fitantarana ao amin’ny Baiboly nanampy an’i Sofia ho sahy hitory?

  2. Inona ny soa noraisin’i Sofia rehefa nanao fanazaran-tena izy mianakavy?

  3. Nahoana ianao no tokony hitory amin’ny mpiara-mianatra aminao?

  4. Raha tsy mpianatra intsony ianao, inona no lesona noraisinao tamin’io video io?