Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

21-27 Mey

MARKA 11-12

21-27 Mey
  • Hira 34 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Nandatsaka Betsaka Kokoa Noho ny Hafa Izy”: (10 min.)

    • Mr 12:41, 42: Nahita mpitondratena mahantra iray i Jesosy tao amin’ny tempoly. Nandatsaka vola madinika roa faran’izay kely vidy izy io, tao amin’ireo vata fandatsaham-bola (“vata fandatsaham-bola”, “vola madinika roa”, “faran’izay kely vidy” fanazavana Mr 12:41, 42, nwtsty)

    • Mr 12:43: Nankasitraka ny sorona nataon’ilay mpitondratena i Jesosy, ary niresaka an’izany tamin’ny mpianany (w97 15/10 16-17 § 16-17)

    • Mr 12:44: Tena sarobidy tamin’i Jehovah ny fanomezana nataon’ilay mpitondratena (w97 15/10 17 § 17; w88 1/3 30 § 1; cl 185 § 15)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mr 11:17: Nahoana ny tempoly no nantsoin’i Jesosy hoe “trano fivavahana ho an’ny firenena rehetra”? (“trano fivavahana ho an’ny firenena rehetra” fanazavana Mr 11:17, nwtsty)

    • Mr 11:27, 28: Inona tamin’ireo zavatra nataon’i Jesosy no tian’ireo mpanohitra holazaina eo? (jy 244 § 7)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mr 12:13-27

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao, dia milaza ilay olona fa maty vao haingana ny havany.

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 118

  • Ahavitana Zavatra ny Finoana An’i Jehovah: (15 min.) Alefaso ilay video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 21

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 98 sy Vavaka