Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JEREMIA 35-38

Be Herim-po sy Tsara Fanahy i Ebeda-meleka

Be Herim-po sy Tsara Fanahy i Ebeda-meleka

Tsara toetra i Ebeda-meleka, tandapan’i Zedekia Mpanjaka

38:7-13

  • Be herim-po izy ka tonga dia niresaka momba an’i Jeremia tany amin’i Zedekia, ary namonjy an’i Jeremia avy tao amin’ilay lavaka fanangonan-drano

  • Tsara fanahy i Ebeda-meleka ka naka voro-damba sy tapa-damba mba hatao ao ambany helik’i Jeremia, amin’izay izy tsy maratra rehefa sintonina amin’ny tady