Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Mey 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JEREMIA 49-50

Tahin’i Jehovah Izay Manetry Tena fa Saziny Izay Mirehareha

Tahin’i Jehovah Izay Manetry Tena fa Saziny Izay Mirehareha

50:4-7

  • Latsa-dranomasom-pifaliana ireo Israelita nibebaka, rehefa nafahan’i Jehovah avy tany Babylona

  • Nanavao an’ilay fifanekena nataony tamin’i Jehovah izy ireo, ary nanao an’ilay dia lavitra nankany Jerosalema mba hamerina amin’ny laoniny ny fivavahana marina

50:29, 39

  • Tsy maintsy nosazina i Babylona. Nirehareha mantsy izy ary lozabe tamin’ny vahoakan’i Jehovah

  • Lao sy tsy misy mponina intsony i Babylona, araka ny efa voalaza mialoha