Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Mey 2017

29 Mey–​4 Jona

JEREMIA 49-50

29 Mey–​4 Jona
  • Hira 102 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Tahin’i Jehovah Izay Manetry Tena fa Saziny Izay Mirehareha”: (10 min.)

    • Je 50:4-7: Nafahana ireo Israelita babo, izay nibebaka sy nanetry tena, ary niverina tany Ziona izy ireo

    • Je 50:29-32: Ringana i Babylona, satria nirehareha ka nanohitra an’i Jehovah (it “Fahavalo”: “Mpanohitra” § 4)

    • Je 50:38, 39: Tsy honenana intsony mandrakizay i Babylona (jr 161 § 15; w98 1/4 20 § 20)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 49:1, 2: Nahoana i Jehovah no tezitra tamin’ny Amonita? (it “Amonita”: “Rehefa nizara roa ny fanjakan’ny Israely” § 3)

    • Je 49:17, 18: Inona no nampitovy an’i Edoma tamin’i Sodoma sy Gomora, ary nahoana? (jr 163 § 18; ip-2 350 § 6)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 50:1-10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) T-32: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) T-32: Iaraho midinika ilay hoe “Fanontaniana Hosaintsainina.” Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w15 15/3 17-18: Foto-kevitra: Nahoana ny Bokintsika Tato ho ato no Tsy dia Miresaka Intsony Momba ny Tandindona sy Izay Mifanitsy Aminy?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 56

  • Esory Ilay Vatan-kazo: (15 min.) Alefaso aloha ilay video hoe Esory Ilay Vatan-kazo. Fanontaniana: Ahoana no ahitana fa nanambony tena sy tia nanakiana ilay rahalahy? Inona no nanampy azy hanova ny toe-tsainy? Inona ny soa azony?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 13 § 11-23

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 131 sy Vavaka