Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

22-​28 Mey

JEREMIA 44-48

22-​28 Mey
  • Hira 70 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Aza ‘Mikatsaka Zavatra Lehibe ho Anao’ Intsony”: (10 min.)

    • Je 45:2, 3: Tsy tsara ny toe-tsain’i Baroka ka lasa kivy izy (jr 104-105 § 4-6)

    • Je 45:4, 5a: Nahitsin’i Jehovah moramora i Baroka (jr 103 § 2)

    • Je 45:5b: Nifantoka tamin’izay zava-dehibe indrindra i Baroka ka avotra (w16.07 8 § 6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 48:13: Nahoana ny Moabita no ‘ho menatra noho ny amin’i Kemosy’? (it “Kemosy” § 5)

    • Je 48:42: Nahoana no manatanjaka finoana ny fanamelohan’i Jehovah an’i Moaba? (it “Moaba”: “Faminaniana momba an’i Moaba” § 7)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 47:1-7

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) hf: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) hf: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 199 § 9-10: Asehoy vetivety an’ilay olona hoe ahoana no hanaovana fikarohana momba ny fitsapana iray mahazo azy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA