Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Mey 2017

 NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Tsy Hanadino ny Fitiavanao i Jehovah

Tsy Hanadino ny Fitiavanao i Jehovah

JEREO ILAY VIDEO HOE TSY HANADINO NY FITIAVANAO I JEHOVAH, ARY VALIO IRETO:

  • Inona avy ny olana atrehin’ireo zokiolona?

  • Inona matetika ny toetra tsara lasa ananan’ny olona iray mandroso taona?

  • Raha efa zokiolona ianao, nahoana no afaka mampahery anao ny Levitikosy 19:32 sy ny Ohabolana 16:31?

  • Ahoana no fahitan’i Jehovah ny mpanompony efa antitra, izay tsy afaka manompo be intsony?

  • Inona no tian’i Jehovah hataontsika na dia efa mandroso taona aza isika?

  • Ahoana no azon’ny zokiolona ampaherezana ny tanora?

  • Ahoana no nampaherezan’ny rahalahy na anabavy zokiolona anao tato ho ato?