Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Mey 2017

1-​7 Mey

JEREMIA 32-34

1-​7 Mey
  • Hira 138 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Famantarana fa Honenana Indray i Israely”: (10 min.)

    • Je 32:6-9, 15: Nasain’i Jehovah nividy saha i Jeremia, mba ho famantarana fa honenana indray i Israely (it “Anatota” § 4)

    • Je 32:10-12: Nanara-dalàna i Jeremia rehefa nanao raharaham-barotra (w07 15/3 11 § 3)

    • Je 33:7, 8: Nampanantena i Jehovah fa ‘hodioviny’ ireo babo (jr 152 § 22-23)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 33:15: Iza ilay “tsimoka” ho an’i Davida? (jr 173 § 10)

    • Je 33:23, 24: Iza ireo “fianakaviana roa” voaresaka eto? (w07 15/3 11 § 4)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 32:1-12

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 6

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (15 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo ampiasaina ny Diary (yb16 67-71). Asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 12 § 1-8, efajoro “Nanaiky Torohevitra Izy”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 23 sy Vavaka