Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA MEY 2016

9-15 Mey

SALAMO 1-10

9-15 Mey
  • Hira 99 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mila Manome Voninahitra An’i Jesosy Isika Raha Te Hihavana Amin’i Jehovah”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Salamo.]

    • Sl 2:1-3: Efa voalazan’ny faminaniana fa hisy hanohitra i Jehovah sy Jesosy (w04 15/7 16-17 § 4-8; it “Tady”: “Heviny an’ohatra” § 5; it “Mesia”: “Mesia ao amin’ny Soratra Hebreo” § 1)

    • Sl 2:8-12: Izay manome voninahitra an’ilay Mpanjaka voahosotr’i Jehovah ihany no ho velona (w04 1/8 5 § 2-3)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 2:7: Inona ilay “didin’i Jehovah”? (w06 15/5 17 § 6)

    • Sl 3:2: Inona ny dikan’ny hoe Sela? (w06 15/5 18 § 2)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 8:1–9:10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp16.3, fonony: Fitaovana elektronika ampiasaina rehefa hamaky andinin-teny.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp16.3, fonony: Mampiasa JW Library ilay mpitory mba hamakiana andinin-teny. Miteny anefa ilay olona hoe kely loatra ilay soratra ka tsy hitan’ny masony. Mampiasa an’ilay fanalehibeazana soratra ao amin’ny JW Library àry ilay mpitory.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 11-12 § 12-13: Ampirisiho ilay mpianatra mba hampiditra JW Library ao amin’ny fitaovana elektronika.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 138

  • Hajao ny Tranon’i Jehovah: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video ao amin’ny jw.org hoe Ataovy Namanao i Jehovah: Hajao ny Tranon’i Jehovah. (Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > ANKIZY.) Manasà ankizy ho eny amin’ny lampihazo, ary ametraho fanontaniana momba an’ilay video izy ireo.

  • Ny Anaran’Andriamanitra ao Amin’ny Soratra Hebreo: (10 min.) Lahateny miorina amin’ny bokikely Tari-dalana Hianarana ny Tenin’Andriamanitra, Fizarana 1.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 15 § 1-14, efajoro hoe “Fanontaniana Momba An’i Estera”, ao amin’ny toko 16

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 11 sy Vavaka