Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Mey 2016

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 26-33

Mangataha Herim-po Amin’i Jehovah

Mangataha Herim-po Amin’i Jehovah

Lasa nanana herim-po i Davida rehefa nitadidy hoe efa namonjy azy i Jehovah

27:1-3

  • Namonjy an’i Davida tamin’ny liona i Jehovah

  • Nanampy an’i Davida hamono orsa iray i Jehovah. Saika hihinana an’ireo andian’ondriny mantsy ilay izy

  • Nanampy an’i Davida i Jehovah tamin’izy namono an’i Goliata

Inona no hanampy antsika hanana herim-po hoatran’i Davida?

27:4, 7, 11

  • Mivavaka

  • Mitory

  • Mivory

  • Mianatra samirery sy manao Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana

  • Mampahery ny hafa

  • Mieritreritra an’izay efa nataon’i Jehovah mba hanampiana antsika