Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA MEY 2016

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 19-25

Tena Amin’ny An-tsipiriany ny Faminaniana Momba ny Mesia

Tena Amin’ny An-tsipiriany ny Faminaniana Momba ny Mesia

ANDININ-TENY

FAMINANIANA

FAHATANTERAHANY

Salamo 22:1

Hoatran’ny hoe nafoin’Andriamanitra izy

Matio 27:46; Marka 15:34

Salamo 22:7, 8

Nesoesoin’ny olona teo amin’ny hazo fijaliana

Matio 27:39-43

Salamo 22:16

Nofantsihana teo amin’ny hazo fijaliana

Matio 27:31; Marka 15:25; Jaona 20:25

Salamo 22:18

Natao antsapaka ny akanjony

Matio 27:35

Salamo 22:22

Tena nazoto nitory momba ny anaran’i Jehovah izy

Jaona 17:6