Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA MEY 2016

23-29 Mey

SALAMO 19-25

23-29 Mey
  • Hira 116 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Tena Amin’ny An-tsipiriany ny Faminaniana Momba ny Mesia”: (10 min.)

    • Sl 22:1: Toy ny hoe nafoin’Andriamanitra ny Mesia (w11 15/8 15 § 16)

    • Sl 22:7, 8: Nilaza mialoha i Davida fa hisy haneso ny Mesia (w11 15/8 15 § 13)

    • Sl 22:18: Natao antsapaka ny akanjon’ny Mesia (w11 15/8 15 § 14)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 19:14: Inona no azontsika ianarana avy amin’io andininy io? (w06 15/5 19 § 9)

    • Sl 23:1, 2: Nahoana i Jehovah no toy ny mpiandry tsara? (w02 15/9 32 § 1-2)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 25:1-22

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) bh: Fitaovana elektronika ampiasaina rehefa hamaky andinin-teny.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) bh: Ampiasao ilay fanaovana fikarohana ao amin’ny JW Library, ka tadiavo ao izay andinin-teny mamaly ny fanontanian’ilay olona itoriana.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 129-130 § 11-12: Asehoy vetivety an’ilay mpianatra hoe ahoana no ampiasana ny JW Library, rehefa manomana ny fianarana amin’ny fitaovana elektronika.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 55

  • Ahoana avy no Azo Ampiasana ny JW Library?Fizarana 2: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ireo video hoe Azo Atao ny Mampiditra Baiboly Isan-karazany sy Ahoana Raha Misy Teny na Andinin-teny Tiako Hotadiavina?, ary iaraho midinika vetivety aloha ireo. Iaraho midinika avy eo ilay lohatenikely farany amin’ilay lahatsoratra. Asao ny mpanatrika hilaza hoe ahoana koa no nampiasany ny JW Library teny amin’ny fanompoana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 16 § 1-15

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 139 sy Vavaka