Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA MEY 2016

16-22 Mey

SALAMO 11-18

16-22 Mey
  • Hira 106 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Iza no Hivahiny ao An-tranolain’i Jehovah?”: (10 min.)

    • Sl 15:1, 2: Tsy maintsy milaza ny marina ao am-pontsika isika (w03 1/8 13 § 18; w89 15/12 27 § 1)

    • Sl 15:3: Tsy maintsy mitandrina amin’izay zavatra lazaintsika isika (w90 15/1 12 § 10-11; w89 15/12 27 § 3-4; it “Fanalam-baraka, Latsa”)

    • Sl 15:4, 5: Tokony tsy hivadika mihitsy isika amin’izay rehetra ataontsika (w06 15/5 19 § 3; w89 15/12 29-30; it “Tsy Fivadihana”: “Inona no atao hoe tsy fivadihana raha olona tsy lavorary no lazaina hoe tsy mivadika?” § 3)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 11:3: Inona ny dikan’io andinin-teny io? (w06 15/5 18 § 3; w05 15/5 32 § 2)

    • Sl 16:10: Ahoana no nahatanterahan’io faminaniana io tamin’i Jesosy Kristy? (w11 15/8 16 § 19; w05 1/5 14 § 9)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 18:1-19

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp16.3 16: Fitaovana elektronika ampiasaina rehefa hamaky andinin-teny.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp16.3 16: Tsy tena mahay teny gasy ilay olona, ka mampiasa JW Library ilay mpitory mba hampisehoana andinin-teny amin’ny fitenin-drazan’ilay olona.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 100-101 § 10-11: Mametraka fanontaniana ilay mpianatra, ka asehon’ilay mpitory azy vetivety hoe ahoana no azony ampiasana ny JW Library, mba hikarohana ny valiny.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 70

  • Ahoana avy no Azo Ampiasana ny JW Library?Fizarana 1: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ireo video hoe Ahoana no Hitadidiako hoe Taiza no Novakiko Farany? sy Azonao Tadiavina Izay Andinin-teny na Boky Nojerenao Faramparany, ary iaraho midinika vetivety aloha ireo. Iaraho midinika avy eo ireo lohatenikely roa voalohany amin’ilay lahatsoratra. Asao ny mpanatrika hilaza hoe ahoana koa no nampiasany ny JW Library, rehefa nianatra samirery sy nanatrika fivoriana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 15 § 15-26, famerenana

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 43 sy Vavaka