Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Martsa 2017

6-12 Martsa

JEREMIA 1-4

6-12 Martsa
  • Hira 23 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Momba Anao Aho, mba Hanafaka Anao”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Jeremia.]

    • Je 1:6: Nisalasala ny hanaiky an’ilay fanendrena vaovao azony i Jeremia (w11 15/3 29 § 4)

    • Je 1:7-10, 17-19: Nampanantena i Jehovah hoe hanampy sy hanome hery an’i Jeremia (w05 15/12 23 § 18; jr 88 § 14-15)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 2:13, 18: Inona ny zava-dratsy roa nataon’ireo Israelita nivadika? (w07 15/3 9 § 8)

    • Je 4:10: Nahoana no lazaina hoe “namitaka” ny vahoakany i Jehovah? (w07 15/3 9 § 4)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 4:1-10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA