Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Martsa 2017

20-26 Martsa

JEREMIA 8-11

20-26 Martsa
  • Hira 117 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mila ny Tari-dalan’i Jehovah ny Olona Raha Te Hahomby”: (10 min.)

    • Je 10:2-5, 14, 15: Andriamani-diso ny andriamanitr’ireo firenena (it “Kôkômbra” § 4)

    • Je 10:6, 7, 10-13: Tsy toy ny andriamanitr’ireo firenena i Jehovah, fa izy irery no tena Andriamanitra (w04 1/10 11 § 10)

    • Je 10:21-23: Tsy hahomby izay olona tsy manaiky ny tari-dalan’i Jehovah (w15 1/9 15 § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 9:24: Inona no azontsika ireharehana? (w13 15/1 20 § 16)

    • Je 11:10: Nahoana i Jeremia no mbola nanameloka ny fanjakan’ny foko folo tany avaratra, nefa efa rava tamin’ny 740 T.K. i Samaria? (w07 15/3 9 § 2)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 11:6-16

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Fanasana amin’ny Fahatsiarovana sy matoan-dahatsoratra wp17.2: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Fanasana amin’ny Fahatsiarovana sy matoan-dahatsoratra wp17.2: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) ld p. 4-5 (Afaka mifidy izay sary tiany hasongadina ny tompon’anjara.): Asao hanatrika Fahatsiarovana ilay olona.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA