Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Martsa 2017

13-19 Martsa

JEREMIA 5-7

13-19 Martsa
  • Hira 66 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Tsy Nanao ny Sitrapon’i Jehovah Intsony Izy Ireo”: (10 min.)

    • Je 6:13-15: Nahariharin’i Jeremia ny fahotan’ilay firenena (w88 1/7 11-12 § 7-8)

    • Je 7:1-7: Nanao izay azony natao i Jehovah mba hanampiana azy ireo hibebaka (w88 1/7 12 § 9-10)

    • Je 7:8-15: Nieritreritra ny Israelita hoe tsy hanao zavatra i Jehovah (jr 21 § 12)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 6:16: Inona no nasain’i Jehovah nataon’ny vahoakany? (w05 1/11 23 § 11)

    • Je 6:22, 23: Nahoana no azo lazaina hoe hisy vahoaka ho “tonga avy any amin’ilay tany any avaratra”? (w88 1/7 13 § 15)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 5:26–6:5

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) T-36: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) T-36: Iaraho midinika ny “Fanontaniana Hosaintsainina.” Asao hanatrika Fahatsiarovana ilay olona.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 1: Asao hanatrika Fahatsiarovana ilay olona.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA