Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA MARTSA 2016

7-13 Martsa

ESTERA 6-10

7-13 Martsa
  • Hira 131 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Vonona Hiaro ny Vahoakan’i Jehovah i Estera fa Tsy Tia Tena”: (10 min.)

    • Es 8:3, 4: Tsy natahorana ho faty intsony i Estera, nefa mbola nanao vivery ny ainy ho an’ny hafa indray (ia 143 § 24-25)

    • Es 8:5: Nitandrina tsara i Estera rehefa niresaka tamin’i Ahasoerosy (w06 1/3 11 § 8)

    • Es 8:17: Betsaka no lasa nanaraka ny fivavahan’ny Jiosy (w06 1/3 11 § 3)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Es 8:1, 2: Hazavao fa tanteraka ilay faminanian’i Jakoba momba an’i Benjamina, hoe “hizara izay nobaboiny izy amin’ny hariva.” (ia 142, efajoro)

    • Es 9:10, 15, 16: Nahoana ny Jiosy no tsy nandroba ny fananan’ireo olona novonoiny, na dia namela azy hanao an’izany aza ilay didy navoaka? (w06 1/3 11 § 4)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Es 8:1-9 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 118

  • Raiso Tsara Izay Rehetra Tonga”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Matetika no tsara ny vokany rehefa raisina tsara izay rehetra tonga amin’ny Fahatsiarovana. Asao ny mpanatrika hilaza fitantarana hitany momba izany. Ataovy fampisehoana ny zava-nitranga niavaka iray.

  • Fianarana Baiboly: ia toko 10 § 12-21, famerenana p. 91 (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 147 sy Vavaka