Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA MARTSA 2016

28 Martsa–3 Aprily

JOBA 11-15

28 Martsa–3 Aprily
  • Hira 111 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Natoky i Joba fa Hatsangana ny Maty”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jb 12:12: Nahoana ny Kristianina efa be taona no tena afaka manampy an’ireo tanora? (w14 15/1 23-24 § 6-7)

    • Jb 15:27: Inona ny dikan’ilay tenin’i Elifaza hoe ‘matavitavy ny tarehin’i Joba’? (it “Tarehy, Tava”: “Fomba fiteny misy hoe ‘tava’ na ‘tarehy’” § 11)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Jb 14:1-22 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: fg lesona 13 § 1: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (2 min. na latsaka)

  • Fiverenana Mitsidika: fg lesona 13 § 2: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (4 min. na latsaka)

  • Fampianarana Baiboly: fg lesona 13 § 3-4 (6 min. na latsaka)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 134

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (5 min.)

  • Afaka ny ho Velona Indray ny Maty Noho ny Vidim-panavotana”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Amin’ny farany, dia alefaso ilay video nalefa tamin’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2014 hoe “Katsaho Foana Aloha ny Fanjakan’Andriamanitra!”

  • Fianarana Baiboly: ia toko 12 § 1-12 (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 33 sy Vavaka