Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA MARTSA 2016

21-27 Martsa

JOBA 6-10

21-27 Martsa
  • Hira 68 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Nitaraina i Joba Satria Mafy ny Nahazo Azy”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jb 6:14: Ahoana no ahitana fa tena tia olona i Joba, sady tia an’i Jehovah foana? (w10 15/11 32 § 20)

    • Jb 7:9, 10; 10:21: Nahoana i Joba no niteny an’ireo, nefa izy nino ny fitsanganan’ny maty? (w06 15/3 14 § 11)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Jb 9:1-21 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: wp16.2 16: Lazao fa afaka manao fanomezana ilay olona. (2 min. na latsaka)

  • Fiverenana Mitsidika: wp16.2 16: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (4 min. na latsaka)

  • Fampianarana Baiboly: fg lesona 2 § 6-8 (6 min. na latsaka)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 114

  • Eritrereto Tsara Izay Holazaina Rehefa Hampahery Olona: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video nalefa tamin’ny sekolin’ny anti-panahy vao haingana. Diniho avy eo hoe: Ahoana no ahitana fa tena nahay nampahery an’ilay anabavy nidonam-pahoriana ireo rahalahy roa tao amin’ilay video? Ahoana no azontsika anahafana azy ireo?

  • Fianarana Baiboly: ia toko 11 § 12-20, famerenana p. 98 (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 27 sy Vavaka