Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Fanontaniana: Efa miaina amin’ny andro farany ve isika?

Andinin-teny: 2Ti 3:1-5

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no hitranga aorian’ny andro farany?

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Inona no hitranga aorian’ny andro farany?

Andinin-teny: Ap 21:3, 4

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no tokony hataontsika mba hahazoana an’ireo fitahiana ampanantenain’Andriamanitra?

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Inona no tokony hataontsika mba hahazoana an’ireo fitahiana ampanantenain’Andriamanitra?

Andinin-teny: Jn 3:16

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no dikan’ny hoe maneho finoana?