Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Fanontaniana: Afaka mahafantatra ny hoavy ve isika?

Andinin-teny: Is 46:10

Horesahina amin’ny manaraka: Inona avy ireo faminanian’ny Baiboly efa tanteraka amin’izao?

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Inona avy ireo faminanian’ny Baiboly efa tanteraka amin’izao?

Andinin-teny: Mt 24:6, 7, 14

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no hitranga aorian’ny “farany” na fara andro?

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Inona no hitranga aorian’ny “farany” na fara andro?

Andinin-teny: Ap 21:4

Horesahina amin’ny manaraka: Aiza io faminanian’ny Baiboly io no ho tanteraka?