Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LIOKA 4-5

Tahafo i Jesosy ka Tohero ny Fakam-panahy

Tahafo i Jesosy ka Tohero ny Fakam-panahy

Tian’i Satana hiala amin’i Jehovah isika, ka ataony izay hahatonga ny fontsika haniry zava-dratsy. Fantariny hoe inona no zavatra irin’ny olona iray ary inona no toe-javatra misy azy. Ataony mifanaraka amin’izay avy eo ny tetika ampiasainy.

Misy tetikady telo fampiasan’i Satana rehefa maka fanahy olona izy. Inona no nampiasain’i Jesosy mba hiadiana tamin’izany? (He 4:12; 1Jn 2:15, 16) Ahoana no azoko anahafana azy?

  • 4:1-4

    “Ny fanirian’ny nofo”

  • 4:5-8

    “Ny fanirian’ny maso”

  • 4:9-12

    “Ny fampideraderana fananana”