Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Jona 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EZEKIELA 6-10

Ho Voaisy Marika ve Ianao ka ho Voavonjy?

Ho Voaisy Marika ve Ianao ka ho Voavonjy?

Tanteraka ny fahitan’i Ezekiela rehefa rava i Jerosalema fahiny. Mbola ho tanteraka koa ve izy io ankehitriny?

9:1, 2

  • I Jesosy Kristy ilay lehilahy mitondra fitoeran-dranomainty fampiasan’ny mpitan-tsoratra

  • Ny anjely na ny tafiky ny lanitra tarihin’i Kristy ireo lehilahy enina mitondra fitaovam-piadiana famotipotehana

9:3-7

  • Hasiana marika ny vahoaka be mandritra ny fahoriana lehibe, rehefa tsarain’i Jesosy ka hitany hoe toy ny ondry

Inona no tokony hataoko mba ho voaisy marika aho ka ho voavonjy?