Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Jona 2017

26 Jona–2 Jolay

EZEKIELA 6-10

26 Jona–2 Jolay
  • Hira 141 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ho Voaisy Marika ve Ianao ka ho Voavonjy?”: (10 min.)

    • Ezk 9:1, 2: Misy lesona lehibe azontsika raisina avy amin’ny fahitan’i Ezekiela (w16.06 16-17)

    • Ezk 9:3, 4: Izay mandray tsara ny hafatra torina aminy, dia hasiana marika mandritra ny fahoriana lehibe ka ho voavonjy

    • Ezk 9:5-7: Tsy haringan’i Jehovah miaraka amin’ny olo-marina ny ratsy fanahy

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezk 7:19: Nahoana io andininy io no manampy antsika hiomana ho amin’ny hoavy? (w09 15/9 23 § 10)

    • Ezk 8:12: Nahoana io andininy io no mampiseho fa mety hanao ratsy ny olona iray raha tsy manam-pinoana? (w11 15/4 26 § 14)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 8:1-12

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ap 4:11: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Sl 11:5; 2Ko 7:1: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 127 § 4-5: Miezaha hanohina ny fon’ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA