Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JONA 2016

Fomba Fitory Modely

Fomba Fitory Modely

MIFOHAZA!

Atolory ilay izy: Miresaka zavatra mahaliana ity Mifohaza! ity. [Omeo gazety ilay olona.]

Fanontaniana: Fantatrao ve fa efa misy amin’ny fiteny 750 mahery ny boky avoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Andinin-teny: Ap 14:6

MIFOHAZA!

Fanontaniana: Tokony hifampiresaka tsara ny mpivady rehefa misy olana, sa tsy izany? Mety hanampy ve ity torohevitra ity, araka ny hevitrao?

Andinin-teny: Jk 1:19

Atolory ilay izy: [Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 10.] Misy torohevitra hafa avy ao amin’ny Baiboly koa ato amin’ity gazety ity.

TARATASY MIVALONA

Fanontaniana: Ahoana ny hevitrao amin’ity fanontaniana ity? [Vakio ilay fanontaniana sy ireo valiny azo isafidianana, eo amin’ny fonony.]

Andinin-teny: [Ilay eo amin’ny pejy 2]

Atolory ilay izy: Hazavaina ato hoe: “Inona no vokatr’izany eo aminao?”

MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO

Mitadiava fanontaniana sy andinin-teny ary atolory ilay izy, toy ireo ohatra eo aloha ireo.