Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA JONA 2016

20-26 Jona

SALAMO 45-51

20-26 Jona
  • Hira 67 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Tsy Hataon’i Jehovah Tsinontsinona ny Fo Torotoro”: (10 min.)

    • Sl 51:1-4: Nanenina be i Davida satria nanota tamin’i Jehovah (w93 15/3 10-11 § 9-13)

    • Sl 51:7-9: Tsy hahita fifaliana intsony i Davida raha tsy mamela azy i Jehovah (w93 15/3 12-13 § 18-20)

    • Sl 51:10-17: Fantatr’i Davida fa raha tena mibebaka ny olona iray dia havelan’i Jehovah (w15 15/6 14 § 6; w93 15/3 13-16 § 4-16)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 45:4: Inona ny fahamarinana lehibe indrindra arovan’i Kristy Mpanjaka? (w14 15/2 5 § 11)

    • Sl 48:12, 13: Mila manao inona isika, raha jerena ireo andininy ireo? (w15 15/7 9 § 13)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 49:10–50:6

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA