Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Fanontaniana: Andriamanitra ve no mahatonga antsika hijaly?

Andinin-teny: Jb 34:10

Horesahina amin’ny manaraka: Iza no tena mahatonga antsika hijaly?

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Iza no tena mahatonga antsika hijaly?

Andinin-teny: 1Jn 5:19

Horesahina amin’ny manaraka: Ahoana no hanesoran’Andriamanitra ny fijaliana?

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Ahoana no hanesoran’Andriamanitra ny fijaliana?

Andinin-teny: Mt 6:9, 10

Horesahina amin’ny manaraka: Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?