Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Fanatanjahan-tena?

Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Fanatanjahan-tena?

Mahasoa ny fanatanjahan-tena. Be lavitra anefa ny soa horaisintsika raha mahafoy tena ho an’Andriamanitra isika. (1Ti 4:8) Mila mahay mandanjalanja àry isika amin’ny resaka fanatanjahan-tena.

JEREO ILAY VIDEO HOE INONA NO TOKONY HO FANTATRAO MOMBA NY SPAORO?, ARY VALIO IRETO:

  1. 1. Inona ny soa azontsika rehefa manao fanatanjahan-tena isika?

  2. 2. Inona ny zavatra telo mila dinihina mba hahitana raha mety ny fanatanjahan-tena iray na tsia?

  3. 3. Nahoana ny Salamo 11:5 no manampy antsika hifidy ny fanatanjahan-tena hataontsika sy hojerentsika?

  4. 4. Rehefa manao fanatanjahan-tena isika, inona ny toe-tsaina tsy tokony hananantsika, araka ny Filipianina 2:3 sy ny Ohabolana 16:18?

  5. 5. Tsy tokony handany fotoana be hijerena na hanaovana fanatanjahan-tena isika. Nahoana ny Filipianina 1:10 no manampy antsika amin’izany?